ZOPANAGE - Namana
HTML-код
- Опубликовано: 10 апр 2025
- Dernier Clip 2022 du Groupe ZOPANAGE, qui s'intitule "Namana". Par
ANDRIAMANJATO Fara, RABEVALA Harinaivo, RANAIVOARIMANANA Ndrina, RATSISETRAINA Hanitra, ANDRIAMIHANTA Alain, ANDRIANARY Patrick, RAKOTONANAHARY Haritiana.
Tsara feo be mihintsy ilay véhivavy! Kanto tena kanto ❤
Vazonay taloha izany!! rehefa harivariva!! mankasitraka tompoko!
Na dia lasa nifandimby aza ireo taona, efa nandao antsika ny namana sasany, tena faly mahita ireo akanga sisa nanamborana mbola mihira ity hira ankafizin'ny rehetra ity
Zany ka vazo sady hafa ihany ny tsy cover eh !!!! Mankasitraka be dia be namelona indray ity kanto ity
Et dieu mahatsiro ny namako depuis zai 3 ans maty t@ ti taona 2024 ti izi
Ny adalana rehetra nay 2
Repose en paix aki vola
souvenir Hoatsiarovako neveu ko isaky nande karaoke repose en paix Hasina😍
Ndriiii hahafaty ny alahelo, mila ho vaky ny fo mieritreritra ny fiainana taloha sy manembona ny fahazazana💔😭
Ambony foana ny moral fa Tsy irery ise!!! Itovizana malahelo ny taloha
Misy fiany ery zato izy
Ny hira tsara (feonkira), ny tononkira tena tsara, ny feonareo koa tsara daholo, mahafinaritra ny fampiaraham-peo. Tonga lafatra. Hira mampanembona. Misaotra anareo.
Ça ressemble beaucoup à Mahaleo. Tena milay an!! Accoustiques graves be! Prise de son impeccable ! Et des voix de ouf !! Tarika iza moa ianareo e!
Tarika ZOPANAGE ireo namana, ireo no tompon'io hira io, ny originale zany no tiako ho lazaina
Misaotra, Mankasitraka,
In-jato no nihaino an’izy ity fa tsy mety leo. Izany ka hira ! Top des top !!!!
🤍 Merci ! Hommage aux Rahamison
Souvenir de Mada Tanindrazako, ❤❤❤
kanto foana i Mme Fara Andriamanjato
Tsy misy hampangina ahy atyy :( ... mankasitraka @ kanto tompoko
Mahatsiaro n'y namana rehetra any @ tanàna e...🥺 efa ho 20 taona izay no lasa,mandeha n'y fotoana a !
Ianao le namako satria lavitra ahy e hatsoiko refa manana za e❤❤❤❤❤❤
mankasitraka e!!!
Ohatra anelah ihany zah. Tia namana
Tena tsara be ! Misaotra anareo. Sady au grand complet ny ekipa 👌
Merci e
Tena tsara dia tsara. Mankasitraka anareo.
Tadidiny Fara ve ny tao @ 409 aMBOHIPO ; Mirary soa sy fety Sambatra ho anreo rehetra sy ny Fianakaviana .
tsara be ilay hira, mankasitraka o!
Mankasitraka e. Hira tsara loatra !
Maahafinaritra be
❤❤❤❤
tsara be
Aty an'tany alavitra dia tena mahatsiaro ireo namana any an'Tanindrazana♥️♥️
Tsara be! Misaotra indrindra ô!
rehefa iainana dia tena nosainina ilay tonony. Mankasitraka
Merci Tiana a !
Misaotra antsika rehetra mankafy e!
Tsara Be.
😍😍😍
Tsara bé ❤️
Magnifiquement Tout Simplement Misaotra eeee :)
Tsara loatra ity hira ty!!
Eeeeehhhh😍😍😍😍😍😍😍,hafa ihany ny lasa
Waoooouh j'adore cette chanson ❤️❤️🙏🙏
Merci e❤❤❤❤
🎉🎉🎉🎉
izaho afaka 10 taona, mankasitraka fa io no hiram-pirenena ho an'ireo mpamita iraka sara-tiana any amin'ny faritra *
trop !!! refa lasa lavitra 'zay ny tena ! tsara sy mankasitraka indrindra
Tena ireo ve no tompon'ity hira ity. ary tsy mba haiko ity anarana tarika ity nefa zaho tena mpakafy hira fahiny
Eny, Zopanage ireo. Fa efa misy tsy eo intsony fa nialoha lalàna antsika.
Mankasitraka indrindra re e
Tena tsara laotra
tena tsara be
Misaotra foana Tiana o !
Hira anisan tena tiki be io an
Tsara erý ilay hiranareo fa misaotra , afaka alefanareo sur RUclips koa ve ny version instrumentale azafady !
Tena tsara
Mankasitraka e
Tena tsara loatra ilay izy.
tena tsra hafa ihany ny tompny mankasitrak
Mankasitraka e. Ny tena ZOPANAGE ve ireo?
Izy indrindra ireo tompoko!
@@Rfharitiana1 zôpànàgué moa no fitonona azy ?
Misaotra e!
😍
Oh mon Dieu, quelle belle chanson! Mais pourquoi est-ce que les malgaches ont de longs noms?
Kkkkkkkk
La signification est aussi longue à expliquer
🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Très belle chanson oui
Je vois qu'on est pareils... Vous avez un nom assez long aussi 😅... Chaque nom malgache est tout simplement significatif
Tsara loatra e